| Entrée | 1 gadralava | 
| Mots élémentaires | 2 gadra, 3 lava | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [gadra lava]
 A long chain stretching from the neck to the feet a man in fetters; a convict. [1.2] 7 a prisoner [1.7] | 
| Explications en français | 8   Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3] 9 un condamné [1.8] | 
| Exemples | 10   Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
[2.48] | 
| Antonymes | 11 gadrafohy | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |