Entrée | 1 laha-pahitra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 lahatra, fahitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] [lahapahitra]
teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny 5 [1.13] kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty |
Explications en français |
6 [1.13] vain discours |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |