|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fefy.
[Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 4Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho tsy fahitra foana ombalahy na tany tsy manam-pidiny [2.131] 8 Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fahatry, 18 fahitra, 19 fihatra, 20 hafitra, 21 hifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|