| Entrée | 1 mamoafady | 
| Mots élémentaires | 2 mamoa, 3 fady | 
| Partie du discours | 4 verbe actif | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza zavatra mahamenatra loatra Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [mamoa fady]
 to transgress taboo, to disgrace oneself [1.7] | 
| Explications en français | 7   déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3#840] 8 [mamoa fady] violer les tabous, se déshonorer [1.8] | 
| Exemples | 9   Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
[2.445#] 10 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472] 11 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 16 mahavoafady | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |