|
|
|
|

Entrée1  mitomany
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tomany
Explications en malgache  4  [1.1] Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.
Explications en anglais  5  [1.7] to cry for something
Explications en français  6  [1.8] pleurer après quelque chose; pleurer
7  [1.405] [mitomañy] pleurer [Sakalava-Mayotte]
Exemples  8  [2.324] nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala.
9  [2.470] Sady nigogogogo nitomany indray izy...
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  21  tomany, mikehina, mitoreo, manganohano, mifararemotra, mihandrohandro, lem-bolomaso, mifendrotra, mifokofoko, latsadranomaso, jemby, mikonainaika, miketaketa, mitolokoloko, migogogogo, migigika, mitanisanisa, manezakezaka, midradradradra, miafatrafatra, mikiakiaka, midradraka, mitrifantrifana, mijafajafa, manangan-torana, miatatra, manala ny lohany, miapokapoka, manao ranomaso havozona, mifia-dranomaso, mijoy, mifaditra ahitra, tsy mahajery olona, mifako bozaka aman' ahitra
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mitomany
Citations  23  Textes citant mitomany

Mis à jour le 2025/09/12