| Entrée (1/3) | 1 osa | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   feeble, weak; coward [1.7] | 
| Explications en français | 5   faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3] 6 faible, poltron [1.8] | 
| Exemples | 7   Antitra sy osa ny raiko.
[2.270#] 8 Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 20 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 22 osa | 
| Partie du discours | 23 nom | 
| Explications en malgache | 24   zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Taisaka]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 25 Botanique: herbe | 
| Entrée (3/3) | 26 Osa | 
| Partie du discours | 27 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 28   Uz [2.996] | 
| Explications en français | 29   Uç [2.996] | 
| Exemples | 30   Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa.
[2.996] | 
| Vocabulaire | 31 Ecritures Saintes | 
| Synonymes | 32 oza, oza, oza | 
| Article | 33 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa | 
| Anagrammes | 34 aso, 35 osa, Osa, 36 sao, 37 soa | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |