| Entrée | 1 rantsankazo | 
| Mots élémentaires | 2 rantsana, 3 hazo | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1] 6 [rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   [rantsan-kazo]
 The branch of a tree. [1.2] | 
| Explications en français | 8   branches d'un arbre [1.196] | 
| Exemples | 9   ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
[2.59] 10 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245] | 
| Vocabulaire | 11 Botanique: (en général) | 
| Holonyme | 
 | 
| Co-méronymes | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |