| Entrée | 1 adrisa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a species of locust, the female of the aketa. [1.2] | 
| Explications en français | 5   Sauterelle, la femelle de l'aketa [1.3] 6 espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l'aketa [3.1] | 
| Exemples | 7   ataonao ho adrisa saraky ny namany
[2.131] 8 Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470] | 
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 10 Zoologie: invertébrés | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 35 adrisa, 36 asidra, 37 radisa | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |