| Entrée | 1 afokasoka | 
| Mots élémentaires | 2 afo, 3 kasoka | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety voan' afokasoka: ny singany tsirairay tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [kasoka, rubbing.] matches. [1.2] 7 a match [1.7] | 
| Explications en français | 8   allumette [1.8, 1.13] | 
| Exemples | 9   Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano.
[2.472] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |