| Entrée | 1 ahandroina | 
| Radical | 2 handro | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   jereo handroina [1.1] | 
| Explications en français | 5   qu'on fait cuire ou bouillir [1.3] | 
| Exemples | 6   ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka.
[2.356#] 7 Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 12 handroina, andrahoina | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |