|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahimoka
Singan-teny  2 ahitra, 3 moka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A species of grass frequented by mosquitoes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 plante aquatique dont on fait des liens. [1.3]
8 (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae).. [Merina] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10  ahimoka
Fototeny  11 himoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo). [1.1]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 ahimoka, 19 komahay, 20 mihaoka, 21 mihoaka, 22 mikaoha, 23 miohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09