Entrée | 1 akopakopaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 kopakopaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Exemples |
5 [2.131] Hoy Antananarivo izahay mbola zaza hoy Alasora izahay mbola kely ny anaran'ity lambako ity lamba-malemy-tsy-akopakopaka.
6 [2.499] Zavona kely mihevaheva no toa voaly manify akopakopaky ny rivotra eny ambonin' ny lemaka. 7 [2.996] Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy? |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 akapokapoka, 12 akopakopaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |