|
|
|
|

Teny iditra1 antsipiriany
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 in all its details [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 en détail [1.8]
Ohatra  6 Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [2.558]
7 Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [2.503#29]
8 Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. [2.996]
9 Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. [2.895]
10 amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. [2.285]
11 Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. [2.59]
Tsipelina hafa  12an-tsipiriany
Kamban-teny rehetra  13refy antsipiriany
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02