| Entrée | 1 -areo | 
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Your, yours; by you. It is plural. Rainareo [ray]: your father. Efanareo [efa]: finished by you. When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2] 5 your; done by you (plural) [1.7] | 
| Explications en français | 6   De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3] 7 De vous, par vous. [1.5] 8 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8] | 
| Analogues | 9 nareo, ianareo, anareo | 
| Tableaux et planches | 10   Tous les pronoms | 
| Anagrammes | 11 aore, 12 -areo, 13 erao, 14 eroa, 15 orea | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |