| Entrée | 1 avo ranjanana | 
| Mots élémentaires | 2 avo, 3 ranjanana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana.
[2.472] 6 ny olona rehetra hitanay tany dia olona avo ranjanana daholo; [2.996] | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |