| Entrée | 1 aza hitan' ny fara aman-dimby | 
| Mots élémentaires | 2 aza, 3 hita, 4 fara, 5 amana, 6 dimby | 
| Partie du discours | 7 locution | 
| Explications en malgache | 8   loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |