| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 babakoto | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus. [1.2] 5 indri (Indri indri) [2.233]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire) [1.3] 7 nom d'une espèce de lémurien. [Tankarana] [1.19] 8 lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) [1.5]  | 
| Ohatra | 
9 Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara
[2.649#18] 
 10 Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73]  | 
| Voambolana | 11 Haibiby: mampinono | 
| Tovy hevitra | 12amboanala, endrina | 
| Renianarana | 
  | 
| Anarana iray reny | 
  | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny nalaina | 90 Soratra misy io teny io | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
91 Ny Gidro | 
| Sary | 
  | 
| Teny iditra (2/2) | 92 babakoto | 
| Sokajin-teny | 93 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
94 fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ. [1.1] | 
| Ohatra | 
95 Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!)
[1.5] 
 96 Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262]  | 
| Fivaditsoratra | 97 babakoto, 98 taboboka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |