| Entrée | 1 dihizina | 
| Radical | 2 dihy | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1] | 
| Exemples | 5   Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany
[2.59] 6 Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353] 7 fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |