| Entrée | 1 dinam-pokonolona | 
| Mots élémentaires | 2 dina, 3 foko, 4 olona | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |