| Entrée | 1 domoina | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   tsipelina diso: jereo domohina [3.1] | 
| Explications en anglais | 4   misspelling of domohina. A work by Samuel Ratany was originally published under the title "Domoina maratra". [3.1] | 
| Explications en français | 5   mauvaise orthographie de domohina. Un poème de Samuël Ratany a été publié sous le titre "Domoina maratra". [3.1] | 
| Exemples | 6   Nony lehibebe izy, namandrika domoina
[2.606#207] 7 Efraima tonga hoatra ny domoina, adaladala tsy misy saina [2.996#35.007.011] 8 ahitana izany ny hoe zana-domoina, teny izay entina anehoana ny hakanto sy ny hatsaran' ny vehivavy [1.519] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |