| Entrée | 1 efa milalotra ery ianao izany | 
| Mots élémentaires | 2 efa, 3 milalotra, 4 erỳ, 5 ianao, 6 izany | 
| Partie du discours | 7 locution | 
| Explications en malgache | 8   ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |