| Entrée | 1 faminaniana | 
| Radical | 2 vinany | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a prophecy [1.7] | 
| Explications en français | 6   l'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3#834] 7 prophétie [1.8] | 
| Exemples | 8   Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany.
[1.369#] 9 momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508#] | 
| Vocabulaire | 10 Croyances | 
| Article | 11 Randzavola: faminaniana ao amin' ny Baiboly (=> mpaminany) | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |