| Entrée | 1 fampihenana | 
| Radical | 2 hena | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Ny mampisongadina ny fampihenana ny faharefoan' ny ara-faobe.
[1.384#] 5 izany hoe tsy mitarika fampihenana ny fahantrana ilay fitrandrahana. [4.27#] 6 Ny " fampandrosoana " betsaka sy haingana loatra toy ny fampihenana tampoka ny fanompoana izay nahatonga tsy firindrà [2.366#] | 
| Tous les mots composés | 7 lanja fampihenana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |