| Entrée | 1 fananimpitoloha | 
| Mots élémentaires | 2 fanany, 3 fito, 4 loha | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1] | 
| Explications en français | 7   serpent fabuleux à sept têtes, comme l'hydre [1.54] | 
| Exemples | 8   ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha.
[2.69] 9 Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [2.508] | 
| Vocabulaire | 10 Croyances | 
| Autres orthographes | 11 fananompitoloha | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |