| Entrée | 1 fandalàna | 
| Radical | 2 lala | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   fisaonana [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
 [1.78] 5 Ny fotoana isaonana ny vady maty Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy [1.1] | 
| Exemples | 6   Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena.
[4.27#] 7 Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". [2.606#] | 
| Synonymes | 8 fandalaha | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |