| Entrée | 1 fanjakan' i Baroa | 
| Mots élémentaires | 2 fanjakana, 3 Baroa | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [fanjakana baroa]
 A state of lawlessness [1.2] | 
| Explications en français | 7   anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | 
| Exemples | 8   Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
[2.503] | 
| Synonymes | 9 fanjakana raban-tsahona | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |