| Entrée | 1 fanokanana | 
| Radical | 2 tokana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana [1.7] | 
| Explications en français | 6   action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana [1.8] 7 spécialisation [1.13] | 
| Exemples | 8   Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava.
[1.353#] | 
| Tous les mots composés | 9 fanokoana ny erana iasana | 
| Anagrammes | 10 fanakonana, 11 fanokanana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |