| Entrée | 1 fanombantombanana | 
| Radical | 2 tombantombana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13.mg#63] | 
| Explications en français | 5   estimation [1.13.fr#63] | 
| Exemples | 6   Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany.
[2.529#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |