| Entrée (1/2) | 1 fanoroana | 
| Radical | 2 toro | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1] | 
| Exemples | 5   Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
[1.357#] | 
| Tous les mots composés | 6 fanoroan-takila | 
| Entrée (2/2) | 7 fañoroana | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en français | 9   combustion, oxydation [1.13.fr#63] | 
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 11 Chimie | 
| Synonymes | 12 fandoroana | 
| Anagrammes | 13 fanoroana, fañoroana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |