| Entrée | 1 fasan-drazana | 
| Mots élémentaires | 2 fasana, 3 razana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1] | 
| Synonymes | 6 fasan' ny ntaolo | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |