| Entrée (1/4) | 1 fatratra | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175] | 
| Tous les mots composés | 5 6 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 6 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/4) | 7 fatratra | 
| Partie du discours | 8 adjectif | 
| Explications en malgache | 9   Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 10   great, amazing [1.7] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 12 babany, babantany, by, kanto, ngita, manga, mafotaka, marihitra, mantsalay, lalina, fanaperana, tanteraka, tontosa, tomombana, lavorary, isafatsiroa, tokana aman-tany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manantsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka | 
| Entrée (3/4) | 13 fatratra | 
| Partie du discours | 14 adjectif | 
| Explications en anglais | 15   hard [1.2#175] | 
| Explications en français | 16   solide, fort, ferme. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Tous les mots composés | 17 fatratra aina | 
| Synonymes | 18 fafatra | 
| Entrée (4/4) | 19 fatratra | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1] | 
| Explications en anglais | 22   [root] [1.2#174] | 
| Explications en français | 23   action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 31 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |