| Entrée | 1 fepetra | 
| Radical | 2 fetra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a restriction; a briefing [1.7] | 
| Explications en français | 6   règlement; recommandation détaillée [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 vina misy fepetra | 
| Analogues | 11 anjoanjon-teny | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |