| Entrée | 1 fifanohanana | 
| Radical | 2 tohana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana.
[2.285] 5 Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |