| Entrée | 1 fikatrohana | 
| Radical | 2 katroka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |