| Entrée | 1 filankevitra | 
| Mots élémentaires | 2 filana, 3 hevitra | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [1.1] 6 fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62#404] 7 toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64] | 
| Explications en français | 8   accueil, renseignements [1.64] | 
| Exemples | 9   Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io?
[4.27#] 10 Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 13 filankevitra | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |