| Entrée (1/2) | 1 finaritra | 
| Radical | 2 faritra | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   tsara, salama tsy marofy [Bezanozano]
 [1.78] 5 Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2] 7 well, happy [1.7] | 
| Explications en français | 8   salut betsimisaraka, la réponse est la même. [Tankarana]
 [1.19] 9 bien portant; heureux [1.8, 1.5] 10 joyeux [1.5] | 
| Exemples | 11   Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana.
[1.38] 12 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra? [2.131] 13 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 6 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 24 finaritra | 
| Radical | 25 faritra | 
| Partie du discours | 26 verbe passif | 
| Explications en français | 27   circonscrit, limité [1.3#155] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 31 voafaritra | 
| Anagrammes | 32 faniritra, 33 finaritra, 34 firanitra, 35 fitrirana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |