| Entrée | 1 firaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2] | 
| Explications en français | 5   Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements. Fig. fausse monnaie [1.3] 6 Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5] | 
| Exemples | 7   firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka.
[2.117#] 8 Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43] 9 Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#] 10 Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 8 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 14 Chimie | 
| Analogues | 15 Pb, Sn | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Tableaux et planches | 17   Table périodique | 
| Anagrammes | 18 Afrika, 19 faraky, 20 fikara, 21 firaka, 22 kafira | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |