| Entrée | 1 firaparapana | 
| Radical | 2 raparapa | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |