| Entrée (1/2) | 1 fitatra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10#F577] | 
| Tous les mots composés | 4 mena fitatra | 
| Entrée (2/2) | 5 fitatra | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1] | 
| Explications en anglais | 8   a bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2] | 
| Explications en français | 9   tarier à collier [1.54] | 
| Exemples | 10   Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra.
[2.470#] | 
| Tous les mots composés | 11 maneno fitatra | 
| Vocabulaire | 12 Zoologie: oiseaux | 
| Synonymes | 13 feta, fitapatatra, fitatenona, tekiteky | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 fatatry, 16 fatitra, 17 fitatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |