Entrée | 1 fitebitebena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. |
Radical | 4 tebiteby |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |