| Entrée | 1 fitenim-paritra | 
| Mots élémentaires | 2 fiteny, 3 faritra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1] 6 fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13] | 
| Explications en français | 7   parler régional [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Linguistique | 
| Synonymes | 9 fitenim-paritany | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |