| Entrée | 1 fotsy rora | 
| Mots élémentaires | 2 fotsy, 3 rora | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2] 7 who speaks but is not listened to [1.7] | 
| Explications en français | 8   dont les ordres sont négligés [1.8] | 
| Synonymes | 9 fotsy teny | 
| Anagrammes | 10 fisarotro, 11 fotsy rora | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |