| Entrée (1/3) | 1 gaga | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2] 5 astonished [1.7] | 
| Explications en français | 6   Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3] 7 étonné, ébahi [1.8] | 
| Exemples | 8   gaga aho raha tany Ambohimahagaga ary talanjona raha tery Andohatanjona [2.131] 9 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470] 10 Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 Mahagaga | 
| Synonymes | 23 dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana | 
| Entrée (2/3) | 24 gagà | 
| Partie du discours | 25 impératif de l'adjectif gaga [Liste complète] | 
| Exemples | 26   Admirez, soyez étonné
[1.3] | 
| Entrée (3/3) | 27 gagà | 
| Partie du discours | 28 nom | 
| Explications en malgache | 29   goaika [Bara]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 30   a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2] | 
| Tous les mots composés | 31 hazongagà | 
| Vocabulaire | 32 Zoologie: oiseaux | 
| Synonymes | 33 goaga, goaka, goaika, goake, goaky | 
| Anagrammes | 34 gaga, gagà | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |