| Entrée | 1 honjihonjy | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | 
| Autres orthographes | 4 honjohonjo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |