| Entrée (1/4) | 1 horita | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [1.1] | 
| Explications en français | 4   [oRIta]
 bourgeois [1.13] | 
| Entrée (2/4) | 5 horita | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [1.1] | 
| Explications en français | 8   [orita]
 pieuvre [1.13] | 
| Vocabulaire | 9 Zoologie: invertébrés | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (3/4) | 11 horita | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en français | 13   Bananes qu'on mange crues et bien mûres, sans autre préparation. Ce sont les meilleures variétés de Musa paradisiaca L. (Musaceae), celles que les créoles appellent « figues ». [Betsimisaraka]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 14 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Entrée (4/4) | 15 Horita | 
| Partie du discours | 16 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 17   mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [1.38] | 
| Explications en anglais | 18   Horites [2.996] | 
| Explications en français | 19   Horites [2.996] | 
| Exemples | 20   ary ny horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra.
[2.996] | 
| Vocabulaire | 21 Ecritures Saintes | 
| Citations bibliques | 22 Chapitres et versets citant Horita | 
| Anagrammes | 23 atrohy, 24 haotry, 25 horita, Horita, 26 Hotira, 27 ohatry, 28 rotahy, 29 tariho, 30 tarohy, 31 torahy | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |