Entrée (1/5) | 1 indra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia |
Explications en français |
4 [1.3#279] Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 7 indrany |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Entrée (2/5) | 10 indra |
Partie du discours | 11 adverbe [Liste complète] |
Explications en anglais |
12 [1.2] [Provincial]
before, previously, whilst |
Explications en français |
13 [1.19] [Tankarana]
avant, auparavant. |
Entrée (3/5) | 14 indra |
Partie du discours | 15 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Bezanozano]
izany |
Tableaux et planches |
17 Tous les pronoms |
Entrée (4/5) | 18 indra |
Partie du discours | 19 Non spécifié |
Explications en malgache |
20 [1.78] [Bara]
|
Dérivés |
|
Entrée (5/5) | 22 indrà |
Partie du discours | 23 Non spécifié |
Explications en malgache |
24 [1.78] [Bara]
na....na..... |
Synonymes | 25 ndra, ndra ñy |
Anagrammes | 26 Andry, an-dry, andry, -drain', drain, drany, indrà, indra, nidra |
Mis à jour le 2025/06/09 |
![]() |