|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  Jakoba
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... [1.38#432]
Voambolana  4  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  5 Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  6 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/6)7  Jakoba
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... [1.38#435]
Fanazavàna teny anglisy  10 James, the son of Zebedee [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11 Jacques, fils de Zébédée [2.996]
Ohatra  12  Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14 Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  15 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/6)16  Jakoba
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... [1.38#432]
Fanazavàna teny anglisy  19 James, the son of Alphaeus [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Jacques, fils d'Alphée [3.1]
Voambolana  21  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22 Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  23 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/6)24  Jakoba
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  26 Jakoba rahalahin' ny Tompo... [1.38#432]
Voambolana  27  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28 Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  29 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (5/6)30  Jakoba
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  32 Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. [1.38#432]
Voambolana  33  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34 Toko sy andininy momba Jakoba
Lahatsoratra  35 Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (6/6)36  Jakoba
Sokajin-teny  37  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  38 Epistily nosoratan' i Jakoba [1.38#436]
Fanazavàna teny anglisy  39 Letter of James [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  40 Epitre de Saint Jacques [3.1]
Voambolana  41  Soratra Masina

Fivaditsoratra  42 Jaboka, Jakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08