| Entrée (1/2) | 1 kamboty | 
| Radical | 2 boty | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   an orphan [1.7] | 
| Explications en français | 6   orphelin [1.8] | 
| Exemples | 7   Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa [2.131] 8 Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika. [2.470] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 17 8 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 18 Rapports: famille | 
| Synonymes | 19 asorotanitsisatry | 
| Analogues | 20 somony, maty dovy, asorotany tsy satry, lasa olo-malala, folaka andry niankinana, toro vato nandiavana, maty kiady sy voninahitra, resy olo-narahina, resy tondromaso | 
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 22 kamboty | 
| Partie du discours | 23 nom | 
| Explications en français | 24   (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196] | 
| Vocabulaire | 25 Botanique | 
| Anagrammes | 26 kamboty, 27 kimbato | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |