| Entrée | 1 lahilahy | 
| Radical | 2 lahy | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy Sady sahisahy no kingakinga [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [1.2] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 lahilahy toetra | 
| Anagrammes | 16 hilahila, 17 lahilahy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |