| Entrée (1/2) | 1 mafana | 
| Radical | 2 fana | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   warm, hot [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 6   chaud; qui a chaud [1.8] | 
| Exemples | 7   sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny.
[2.470] 8 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 18 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 11 mafotaka, mangotraka, marimaritra, ngorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondro, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra, migaingaina, midaindaina, manevoka | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 13 Mafana | 
| Mots élémentaires | 14 mafana | 
| Partie du discours | 15 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 16 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 17 famana, 18 Mafana, mafana, 19 manafa | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |